Fantaro ny finoana,
miverena amin’ny loharano.
Ny fizarana efatra amin’ny Katesizy
I
Laharana 1–1065
Ny fiekem-pinoana
Izay inoan’ny Fiangonana
II Laharana 1066–1690Ny fankalazana ny mistery kristianina
Ny litorzia sy ny sakramenta
III Laharana 1691–2557Ny fiainana ao amin’i Kristy
Ny fiantsoana sy ny didy
IV Laharana 2558–2865Ny fivavahana kristianina
Ny fiainam-bavaka sy ny Rainay
Vakiteny anio
Laharana 766
Ny Fiangonana anefa, dia teraka indrindra tamin’ny fanoloran-tenan’i Kristy manontolo ho amin’ny famonjena antsika, nataony mialoha tamin’ny fanorenana ny Eokaristia ary tanteraka teo amin’ny Hazofijaliana. “Ny fanombohana sy ny fitomboan’ny Fiangonana dia voambara amin’ny ra sy ny rano nivoaka avy tao amin’ny lanivoan’i Jesoa nofantsihana teo amin’ny hazofijaliana” [170] . “Satria tao …
Tohizo ny famakiana