Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1621
II. Ny fankalazana amin’ny fanambadiana
Amin’ny fombam-pivavahana latinina, ny fankalazana amin’ny fanamba-dian’ny samy mpino katôlika, dia tanterahina ara-pomba mahazatra, mandritra ny Lamesa Masina, noho ny fifamatoran’ny sakramenta rehetra amin’ny misterin’ny Pakan’i Kristy [134] . Amin’ny Eokaristia no …
→
-
1622
II. Ny fankalazana amin’ny fanambadiana
“Ny fankalazana ara-litorzian’ny fanambadiana, amin’ny maha-fihetsika ara-tsakramentam-panamasinana azy (…), dia tokony ho manan-kery, ho mendrika ary ho mahavokatra amin’ny alalan’ny tenany ihany” [137] . Noho izany, mahasoa ny mpifamofo ny miomana amin’ny …
→
-
1623
II. Ny fankalazana amin’ny fanambadiana
Araka ny lovam-panahy latinina, dia ny mpivady, izay izy ireo no mpandraharahan’ny fahasoavan’i Kristy, no mifanome ny sakramentan’ ny Fanambadiana amin’ny fanambaràna ny faneken’izy ireo eo anatrehan’ny Fiangonana. Amin’ny lovam-panahin’ny Fiangonana tatsinanana, …
→
-
1624
II. Ny fankalazana amin’ny fanambadiana
Ny litorzia samihafa dia manankarena vavaka fitsofan-drano sy epikilezy angatahina amin’Andriamanitra ny fahasoavany sy ny tsodrano ho an’ny mpivady vao, indrindra ho an-dravehivavy. Amin’ny epikilezin’ity sakramenta ity no andraisan’izy mivady ny Fanahy …
→
-
1625
III. Ny fanekena hivady
Ny tompon-draharaha voalohan’ny fifanekena ara-panambadiana dia lehilahy iray sy vehivavy iray samy vita batemy, afaka mifanambady ary manambara amin-kalalahana ny faneken’izy ireo. Ny hoe “malalaka” dia midika hoe : - tsy iharan’ny …
→
-
1626
III. Ny fanekena hivady
Heverin’ny Fiangonana fa ny fanekena ifanaovan’ny mpivady no singafototra tsy azo avela “izay maha-fanambadiana ny fanambadiana” [141] . Raha tsy misy ny fanekena, tsy misy ny fanambadiana.
→
-
1627
III. Ny fanekena hivady
Ny fanekena dia mifototra amin’“ilay asan’olombelona izay ifanoloran’ ny mpivady ny tenany sy ifandraisany” [142] : “Izaho R… dia mandray anao R… ho vadiko” [143] . Io fanekena izay mamatotra ny mpivady …
→
-
1628
III. Ny fanekena hivady
Ny fanekena dia tsy maintsy ho asan’ny sitrapon’ny tsirairay amin’ny mpifanaiky, afaka amin’ny fanerena na tahotra lehibe avy any ivelany [145] . Tsy misy fahefan’olombelona na dia iray aza afaka misolo an’io …
→
-
1629
III. Ny fanekena hivady
Noho io antony io (na antony maro hafa koa mahatonga ny fanambadiana hoheverina ho toy ny tsy misy [147] ), ny Fiangonana, aorian’ny fandinihana ny toe-javatra amin’ny alalan’ny tribonalim-piangonana afa-manapaka, dia afaka …
→
-
1630
III. Ny fanekena hivady
Ny Pretra (na ny Diakra) izay manatrika ny fankalazana amin’ny fanambadiana, no mandray ny faneken’ny mpivady amin’ny anaran’ny Fiangonana sy manome ny tsodranon’ny Fiangonana. Ny fanatrehan’ny mpandraharaha masin’ny Fiangonana (ary koa ireo …
→
-
1631
III. Ny fanekena hivady
Noho izany antony izany no angatahin’ny Fiangonana araka ny fanao mahazatra amin’ireo mpinony ny fomba ara-dalànan’ny Fiangonana amin’ny fanatanterahana ny fanambadiana [149] . Antony maro no manampy amin’ny fanazavana izany famerana izany …
→
-
1632
III. Ny fanekena hivady
Mba ho asa an-kalalahana sy izakana andraikitra ny “Eny ” ifaneken’ny mpivady, ary mba hanana fototra maha-olombelona sy maha-kristianina mafy sy maharitra ny fifanekem-panambadiana, dia ny fiomanana ho amin’ny fanambadiana no manan-danja …
→
-
1633
Ny fanambadiana eo amin’ny samy kristianina samihafa finoana, sy eo amin’ny kristianina sy tsy kristianina
Any amin'ny firenena maro, miseho matetitetika ny toeran’ny fanambadian’ny samy kristianina samihafa finoana (eo amin’ny katôlika sy ny vita batemy tsy katôlika). Mitaky fitandremana manokana amin’ny mpivady sy ny mpitondra fiangonana izany …
→
-
1634
Ny fanambadiana eo amin’ny samy kristianina samihafa finoana, sy eo amin’ny kristianina sy tsy kristianina
Ny tsy fitovian’ny finoana arahina eo amin’ny mpivady dia tsy mampisy vato misakana tsy azo ihoarana ho an’ny fanambadiana, raha vitan’izy ireo ny manakambana an’izay noraisin’ny tsirairay tamin’izy ireo tao amin’ny fiangonany, …
→
-
1635
Ny fanambadiana eo amin’ny samy kristianina samihafa finoana, sy eo amin’ny kristianina sy tsy kristianina
Araka ny lalàna manan-kery ao amin’ny Fiangonana latinina, ny fanambadian’ny samy kristianina samihafa finoana, mba ho ara-dalàna izy, dia mila ny fahazoan-dalana mazava avy amin’ny manam-pahefan’ny Fiangonana [152] . Eo amin’ny an’ny …
→
-
1636
Ny fanambadiana eo amin’ny samy kristianina samihafa finoana, sy eo amin’ny kristianina sy tsy kristianina
Amin’ny faritany maro, noho ny fifanakalozan-kevitra momba ny firaisam-pinoana, ireo ankohonana kristianina voakasika izany dia afaka nanangana ny pastôraly iombonana ho an’ny fanambadian’ny samy kristianina samihafa finoana . Ny lahasa sahaniny dia …
→
-
1637
Ny fanambadiana eo amin’ny samy kristianina samihafa finoana, sy eo amin’ny kristianina sy tsy kristianina
Amin’ny fanambadian’ny tsy mitovy fivavahana, manana lahasa manokana ilay vady katôlika : “Satria ny lehilahy tsy mpino efa nahazo fanamasinana tamin’ny vadiny, ary ny vehivavy tsy mpino efa nahazo fanamasinana tamin’ny vadiny …
→
-
1638
IV.Ny vokatry ny sakramentan’ny Fanambadiana
“Avy amin’ny fanambadiana vanona no teraka eo amin’ny mpivady ny fifamatorana araka ny toetrany voa-Janahary maha-mandrapahafaty sy maha-tokana azy ; afa-tsy izany, amin’ny fanambadiana kristianina, ankaherezina sy tena hamasinin’ ny sakramenta manokana …
→
-
1639
Ny fifamatorana ara-panambadiana
Ny fanekena izay ifanoloran’ny mpivady ny tenan’izy ireo sy ifandraisan’ izy ireo dia nasian’ny Tenan’Izy Andriamanitra mihitsy tombo-kase [157] .Avy amin’ny fifaneken’izy ireo “no mipoitra ilay tokantrano, izay amafisin’ny lalànan’Andriamanitra, ary koa …
→
-
1640
Ny fifamatorana ara-panambadiana
Noho izany, ny Tenan’Izy Andriamanitra mihitsy no nanorina ny fifamatorana ara-panambadiana , hany ka ny fanambadiana nifanarahana sy notontosaina eo amin’ny samy vita batemy dia tsy azo ravana na oviana na oviana. …
→