Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2706
II. Ny fandinihana masina
Ny mandinika an-tsaina izay vakìna dia mahatonga haka izany ho an’ny tena amin’ny fampifanatrehana izany amin’ny tena ihany. Eto, boky hafa no mivelatra, dia ny bokin’ny fiainana. Mihelina ao an-tsaina ary mankany …
→
-
2707
II. Ny fandinihana masina
Maro samihafa toy ireo mpanabe ara-panahy ny fomba fanaovana fandinihana masina. Manana adidy hanao fandinihana masina araka ny fotoana voalamina ny kristianina iray, raha tsy izany dia hitovy amin’ireo tany telo voalohany …
→
-
2708
II. Ny fandinihana masina
Ny fandinihana masina dia mampiasa ny fisainana, ny fiheverana, ny fiontanam-po ary ny faniriana. Ilaina io fampiasana io mba handalinana ny fankatoavana ny finoana, mba hahatonga ny fibebahan’ny fo ary mba hampahery …
→
-
2709
III. Ny vavaka am-po
Inona no atao hoe vavaka am-po ? Izao no avalin’i Mb Terezy : “Ny vavaka am-po avy ao an-tsaina, dia tsy inona, araka ny hevitro, fa fifaneraserana lalina amim-pifankatiavana izay hiresahan’ny olona …
→
-
2710
III. Ny vavaka am-po
Ny fifidianana ny fotoana sy ny faharetan’ny vavaka am-po dia miankina amin’ny sitrapo tsy mihambahamba, afaka manambara ny tsiambaratelon’ny fo. Tsy hoe manao vavaka am-po rahefa manam-potoana : maka fotoana ho an’ny …
→
-
2711
III. Ny vavaka am-po
Ny firosoana amin’ny vavaka am-po dia mifanahaka amin’ny an’ny litorzian’ny Eokaristia : “akambana” ny fo, vononina ny tenantsika manontolo ho eo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina, itoerana ny fonenan’ ny Tompo, dia ny …
→
-
2712
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po dia vavaky ny zanak’Andriamanitra sy ny mpanota voavela heloka izay manaiky handray ny fitiavana nitiavana azy sy maniry hamaly izany amin’ny fitiavana bebe kokoa hatrany [9] . Kanefa fantany …
→
-
2713
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po araka izany no fanehoana tsotra indrindra ny misterin’ ny fivavahana. Fanomezana sy fahasoavana ny vavaka am-po ; tsy azo raisina izy raha tsy ao anatin’ny fanetren-tena sy ny fahantrana. …
→
-
2714
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po koa no fotoan-dehibe amin’ny fomba tsara dia tsara amin’ny fivavahana. Amin’ny vavaka am-po, ny Ray no mampitao hery antsika amin’ny alalan’ny Fanahiny, mba hatanjaka ao amintsika ny olona anaty, …
→
-
2715
III. Ny vavaka am-po
Ny fibanjinana dia fijerena amim-pinoana, mifantoka amin’i Jesoa. “Mahatazana Azy aho ary Izy mahatazana ahy”, hoy ilay tantsaha tao “Ars” nivavaka teo anoloan’ny Tabernakla, tamin’ny fotoan’andron’ilay Pretrany masina mpiandraikitra voalohany ny paroasy …
→
-
2716
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po dia fihainoana ny Tenin’Andriamanitra. Tsy fihainoana fe fihainoana fotsiny izany, fa koa fanekena ny finoana, fandraisana amim-pankatoavana tanteraka ny maha-mpanompo ary firaiketam-pitiavana ny maha-zanaka. Fihainoana andraisana anjara amin’ny “Eny” …
→
-
2717
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po dia fanginana , ilay “fanehoana an’ohatra an’izao tontolo izao hoavy” [14] na “fitiavana amim-panginana” [15] . Tsy toy ny kabary ny teny amin’ny vavaka am-po, fa toy ny tapa-drantsankazo …
→
-
2718
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po dia firaisana amin’ny vavak’i Kristy, izay hampandraisany anjara amin’ny misterin’i Kristy. Ankalazain’ny Fiangonana amin’ny Eokaristia ny misterin’i Kristy, ary ataon’ny Fanahy Masina maharitra amin’ny vavaka am-po, mba hiseho amin’ny …
→
-
2719
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po dia fiombonam-pitiavana mitondra Aina ho an’ny be sy ny maro, arakaraka ny maha-fanekena azy hitoetra ao anatin’ny alin’ny finoana. Ny Alin’ny Pakan’ny Fitsanganan-ko velona dia mandalo amin’ny an’ny fiadian’aina …
→
-
2720
III. Ny vavaka am-po
Mamporisika ny mpino ny Fiangonana, hanao ireo vavaka nalaminy ara-potoana : vavaka samihafa fanao andavanandro, Vavaka Isan’Andro, Sorona Masin’ny Alahady ary ireo fety samihafa amin’ny taona litorzika.
→
-
2721
III. Ny vavaka am-po
Telo ny fomba lehibe fanehoana ny fiainam-pivavahana eo amin’ny lovam-pampianarana kristianina : ny vavaka am-bava, ny fandinihana masina ary ny vavaka am-po. Ny fanombenan-tsaina amam-po no iombonan’ireo.
→
-
2722
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-bava, miorina amin’ny firaisan’ny vatana sy ny fanahy amin’ny toetra voa-Janahary maha-olombelona, dia mampikambana ny tenany amin’ny vavaka anatin’ny fo, toy ny nataon’i Kristy nivavaka tamin’ ny Rainy sy nampianatra …
→
-
2723
III. Ny vavaka am-po
Ny fandinihana masina dia fikarohana mampivavaka izay ampiasana ny fisainana, ny fiheverana, ny fiontanam-po, ny faniriana. Ny kendren’ny fandinihana masina, dia ny fakana ho an’ny tena amim-pinoana, izay foto-javatra nodinihina sy nampitahana …
→
-
2724
III. Ny vavaka am-po
Ny vavaka am-po avy amin’ny saina no fanehoana tsotra ny misterin’ny fivavahana. Ny vavaka am-po dia fijerena amim-pinoana mifantoka amin’i Jesoa, fihainoana ny Tenin’Andriamanitra, fitiavana amim-panginana. Ny vavaka am-po no manatanteraka ny …
→
-
2725
Ny tolom-bavaka
Sady fanomezam-pahasoavana ny fivavahana no valin-teny raikitra avy amintsika. Mila ezaka lalandava ny mivavaka. Ireo mpivavaka malaza ao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha teo alohan’i Kristy, ary koa i Maria Renin’Andriamanitra sy ireo olomasina …
→