Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2826 III. “Ho tanteraka anie ny Sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra” Amin’ny alalan’ny vavaka izany no ahafahantsika “manavaka hoe : inona no sitrapon’Andriamanitra ?” (Rôm 12,2) [92] , sy mahazo “ny faharetana mba hanatanterahana izany” [93] . Ampianarin’i Jesoa antsika fa ny idiran’ny …
  2. 2827 III. “Ho tanteraka anie ny Sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra” “Raha manao ny sitrapon’Andriamanitra ny olona, dia izy io no ankatoavin’Andriamanitra amin’izany” (Jo 9,31) [94] . Toy izany ny herin’ny vavaky ny Fiangonana amin’ny anaran’ny Tompony, indrindra amin’ny Eokaristia ; izany no …
  3. 2828 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” “ Omeo anay ” : tsara ery ny fitokian’ny zanaka izay miandry ny zava-drehetra avy amin’ny Rain’izy ireo. “Mampiposaka ny masoandrony amin’ ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy Izy, sy mandatsaka …
  4. 2829 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” Ny hoe “omeo anay” dia fiteny ilazana koa ny fanekem-pihavanana : Azy isika ary Izy antsika, ho antsika. Kanefa io “isika” io dia miaiky Azy koa ho Rain’ny olombelona rehetra ary mangataka …
  5. 2830 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” “Ny haninay.” Ny Ray, izay manome antsika ny aina, dia tsy afaka ny tsy hanome antsika ny hanina ilaina amin’ny fiainana, ny soa rehetra “sahaza”, na ara-batana na ara-panahy. Nantitranterin’i Jesoa tamin’ny …
  6. 2831 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” Nefa ny fisian’ireo izay noana noho ny tsy fahampian-tsakafo, dia manambara lafiny lalina hafa an’io fangatahana io. Ny antambon’ny hanoanana eto amin’izao tontolo izao dia miantso ny kristianina izay mivavaka amin’ny fahamarinana, …
  7. 2832 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” Ny zava-baovao momba ny Fanjakan’Andriamanitra, toy ny lalivay ao anatin’ny koba, dia tokony hamonto ny tany amin’ny alalan’ny Fanahin’i Kristy [102] . Tokony hiseho izany amin’ny alalan’ny fanorenana ny fahamarinana eo amin’ny …
  8. 2833 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” Ny amin’ny hoe “haninay”, dia “iray” ho an’ny “maro”. Ny fahantrana araka ny hasambarana dia ny herim-panahy fifampizaràna : miantso izy mba hifampita sy hifampizara ny soa aman-karena ara-batana sy ara-panahy, tsy …
  9. 2834 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” “Mivavaha sy miasà” [104] . “Mivavaha ianao tahaka ny hoe miankina amin’ Andriamanitra ny zavatra rehetra, ary miasà ianao tahaka ny hoe miankina aminao ny zavatra rehetra” [105] . Manao ny asantsika …
  10. 2835 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” Ity fangatahana ity sy ny andraikitra takìny, dia mbola mahakasika koa ny hanoanana hafa izay mandreraka ny olombelona : “Tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona fa ny teny rehetra izay aloaky …
  11. 2836 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” Ny hoe “ anio ” dia fiteny koa maneho fitokiana. Mampianatra antsika an’izany ny Tompo [108] ; tsy afaka namorona izany ny fieboebontsika. Satria mikasika indrindra ny Teniny sy ny Tenan’ny Zanany …
  12. 2837 IV. “Omeo anay anio ny haninay isan’andro” “ Isan’andro ”. Ity teny ity, épiousios , dia tsy ampiasaina afa-tsy eto, ao amin’ny Testamenta Vaovao. Raha raisina amin’ny hevitra momba ny fotoana izy, dia famerenana ara-pampianarana ny “anio” [110] mba …
  13. 2838 V. “Avelao ny fahotanay, tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” Mampitolagaga io fangatahana io. Raha tsy misy afa-tsy ireo rantsana amin’ny fehezan-teny voalohany izany – “Avelao ny fahotanay” - dia mety ho tafatsofoka, tsy voalaza mivantana, ao amin’ireo fangatahana telo voalohany amin’ny …
  14. 2839 “Avelao ny fahotanay” ... Ao anatin’ny fitokiana amin-kasahiana no anombohantsika ny vavaka Rainay. Amin’ny fitalahoana Aminy mba hohamasinina anie ny Anarany, dia mangataka Aminy isika mba hohamasinina bebe kokoa lalandava ny tenantsika. Kanefa, na dia mitafy …
  15. 2840 “Avelao ny fahotanay” ... Fa ny mampatahotra, io habetsahan’ny famindram-po io dia tsy afaka haninteraka ny fontsika raha toa ka tsy namela ny helok’ireo izay nanao ratsy tamintsika isika. Ny fitiavana, toy ny Vatan’i Kristy, dia …
  16. 2841 “Avelao ny fahotanay” ... Tena manan-danja io fangatahana io, fa izy irery no naverin’ny Tompo sy novelabelariny tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra [122] . Izany fitakiana lehibe dia lehibe momba ny misterin’ny fanekem-pihavanana izany dia tsy mety …
  17. 2842 ... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” Io “tahaka” io dia tsy tokana ao amin’ny fampianaran’i Jesoa : “Aoka ho lavorary ianareo "tahaka" ny fahalavorarian’ny Rainareo izay any an-danitra” (Mt 5,48) ; “Aoka ho mpamindra fo ianareo "tahaka" ny …
  18. 2843 ... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” Tahaka izany no mampanjary fiainana ny Tenin’ny Tompo momba ny famelan-keloka, ilay fitiavana izay tia hatramin’ny fara fitiavana [124] . Ny fanoharana momba ny mpanompo tsy mifaditrovana, izay mandravaka ny fampianaran’ny Tompo …
  19. 2844 ... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” Tonga hatrany amin’ny famelan-keloka ny fahavalo [126] ny fivavahana kristianina. Manova endrika ny mpianatra izany amin’ny fanahafana ny Mpampianany. Ny famelan-keloka no tampon’ny vavaka kristianina ; tsy mety ho voaray ny fanomezam-pahasoavana …
  20. 2845 ... “tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” Tsy misy fetra na fatra izany famelan-keloka araka ny maha-avy amin’ Andriamanitra azy izany [129] . Raha momba ny fahotana (“heloka” araka an’i Lk 11,4 na “trosa” araka an’i Mt 6,12), dia …