Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2001
II. Ny fahasoavana
Ny fanomanana ny olona handray ny fahasoavana dia efa tsanganasan’ny fahasoavana. Ilaina izany mba handrisihana sy hanohanana ny fiarahantsika miasa amin’ny fanamarinana amin’ny alalan’ny finoana sy ny fiarahantsika miasa amin’ny fanamasinana amin’ny …
→
-
2002
II. Ny fahasoavana
Ny fialohavan’Andriamanitra manao ny asa amin-kalalahana dia mitaky valiny amin-kalalahana avy amin’ny olombelona , satria tamin’ny naharian’ Andriamanitra ny olombelona hitovy endrika Aminy no nanomezany azy, miaraka amin’ny fahafahana, ny fahazoana mahalala …
→
-
2003
II. Ny fahasoavana
Ny fahasoavana no voalohany sy ambonin’ny rehetra amin’ny fanomezan’ ny Fanahy izay manamarina antsika sy manamasina antsika. Kanefa ny fahasoavana koa no misy ny fanomezana izay omen’ny Fanahy ho antsika mba handraisantsika …
→
-
2004
II. Ny fahasoavana
Amin’ireo fahasoavana manokana, dia tsara ny mampahalala fa anisany ireo fahasoavana mitahy izay manampy amin’ny fanaovana ny adidy aman’andraikitra amin’ny fiainana kristianina sy ny andraiki-panompoana eo anivon’ny Fiangonana : Samy manana ny …
→
-
2005
II. Ny fahasoavana
Ny fahasoavana, noho izy mihoatra ny natoraly, dia tsy mety ho takatry ny fahalalantsika azo tamim-pahazarana , sy tsy mety ho fantatra raha tsy amin’ny finoana. Noho izany, tsy azontsika atao ny …
→
-
2006
III . Ny mahamendri-balisoa
Ny teny hoe “mahamendri-balisoa”, dia ilazana, amin’ny ankapobeny, ny karama tsy maintsy aloan ’ny ankohonana na ny fikambanana amin’ny asa nataon’ny iray amin’ireo mpikambana ao aminy, asa izay tsapa ho soa natao …
→
-
2007
III . Ny mahamendri-balisoa
Eo anatrehan’Andriamanitra, raha jerena amin’ny hevitra hentitra momba ny zo, dia tsy misy ny mahamendri-balisoa ny olombelona. Satria, tsy misy fetra ny tsy fitovian-jo eo Aminy sy amintsika, sady avy Aminy, ilay …
→
-
2008
III . Ny mahamendri-balisoa
Ny mahamendri-balisoa ny olombelona eo akaikin’Andriamanitra amin’ny fiainana kristianina, dia avy amin’izay nomanin’ Andriamanitra tamin-kalalahana hampandray anjara ny olombelona amin’ny tsanganasan’ny fahasoavany . Koa ny asa voalohany amin’izany, dia ny asan’ny maha-Ray …
→
-
2009
III . Ny mahamendri-balisoa
Ny fananganana ho zanaka, izay mahatonga antsika, amin’ny alalan’ny fahasoavana, ho mpandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’ Andriamanitra, dia mety hanome antsika, araka ny fahamarinana maimaim-poana avy amin’Andriamanitra, ny tena mahamendri-balisoa tokoa . …
→
-
2010
III . Ny mahamendri-balisoa
Ny fialohavana manao ny asa, amin’ny raharaham-pahasoavana, dia an’ Andriamanitra, ka tsy misy olona mety ho mendri-balisoa amin’ilay fahasoavana voalohany , izay iandohan’ny fibebahana, ny famelan-keloka ary ny fanamarinana. Aorian’izany , noho …
→
-
2011
III . Ny mahamendri-balisoa
Ny fitiavan’i Kristy no loharano ao amintsika izay ipoiran’ny mahamendri-balisoa antsika eo anatrehan’Andriamanitra. Ny fahasoavana, izay mampiray antsika amin’i Kristy amin’ny fitiavana mahery, no miantoka ny hatsaran’ireo asantsika ho mihoatra ny natoraly, …
→
-
2012
IV. Ny fahamasinana kristianina
“Fa ny zavatra rehetra dia entin’Andriamanitra hahasoa izay tia Azy. (…) Satria ireo izay fantany rahateo no notendreny mialoha koa hitovy endrika amin’ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin’ny rahalahy maro izy. Ireo …
→
-
2013
IV. Ny fahamasinana kristianina
“Ny antso ho amin’ny hafenoam-piainana kristianina sy ho amin’ny fahalavorariam-pitiavana dia miantefa amin’izay rehetra mino an’i Kristy, na inona na inona laharana misy azy ireo sy lalam-piainana arahin’izy ireo” [66] . Ny …
→
-
2014
IV. Ny fahamasinana kristianina
Ny kendren’ny fandrosoam-panahy dia ny firaisana lalina bebe kokoa hatrany amin’i Kristy. Antsoina hoe “místika” io firaisana io, satria izy io no mampiombona amin’ny misterin’i Kristy amin’ny alalan’ny sakramenta – “mistery masina” …
→
-
2015
IV. Ny fahamasinana kristianina
Ny lalan’ny fahalavorariana dia mandalo amin’ny Hazofijaliana. Tsy misy fahamasinana raha tsy misy fahafoizan-tena sy adim-panahy [68] . Mila famolahan-tena sy fampijalian-tena ny fandrosoam-panahy, fa izany no mitarika tsikelikely hiaina ao anatin’ny …
→
-
2016
IV. Ny fahamasinana kristianina
Ireo zanaky ny Fiangonana Masina renintsika dia manantena tokoa ny fahasoavan’ny fitozoana hatramin’ny farany sy ny valisoa avy amin’ Andriamanitra Rain’izy ireo, noho ny asa soa nataon’izy ireo tamin’ny alalan’ny fahasoavan’ny Ray, …
→
-
2017
IV. Ny fahamasinana kristianina
. Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina no manome antsika ny fahamarinan’ Andriamanitra. Tamin’ny nampiraisan’ny Fanahy Masina antsika amin’ny fijaliana sy ny Fitsanganan’i Kristy ho velona amin’ny alalan’ny finoana sy ny Batemy, no nampandraisany …
→
-
2018
IV. Ny fahamasinana kristianina
. Ny fanamarinana, tahaka ny fibebahana, dia manana lafin’asa roa. Noho ny fanentanan’ny fahasoavana, dia sady miverina amin’ Andriamanitra ny olombelona, no miala amin’ny fahotana, ary koa mandray ny famelan-keloka sy ny …
→
-
2019
IV. Ny fahamasinana kristianina
Ny fanamarinana dia mirakitra famelana ny fahotana, fanamasinana ary fanavaozana ny olona anaty.
→
-
2020
IV. Ny fahamasinana kristianina
Tamin’ny alalan’ny fijalian’i Kristy no nahamendrika antsika ahazo ny fanamarinana. Tamin’ny Batemy no nahazoantsika azy. Mampitovy antsika amin’ny fahamarinan’Andriamanitra izay mahatonga antsika ho marina izy. Ny Voninahitr’Andriamanitra sy i Kristy ary ny …
→