Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2401
Ny didy fahafito
Raràn’ny didy fahafito ny maka na ny mitana tsy an-drariny ny fananan’ ny namana sy ny mihetraketraka ny fananany na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana. Didian’ny didy fahafito ny hanaovana …
→
-
2402
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Efa hatrany am-piandohana Andriamanitra no nanankina ny tany sy ireo harena manontolo ao aminy amin’ny fitantanana iombonan’ny olombelona, mba hokarakarainy, hanjakany amin’ny alalan’ny asany ary hifaliany amin’ny vokatra avy aminy [2] . …
→
-
2403
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Ny zo hanam-pananana manokana , azo na voaray tamin’ny fomba ara-drariny, dia tsy manafoana ny fanomezana hatrany am-piandohany ny tany ho an’ny fitambaran’ny olombelona rehetra. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba …
→
-
2404
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
“Ny olombelona, amin’ny fampiasany ny zavatra izay azy ara-dalàna, dia tsy mahazo mihevitra na oviana na oviana an’izany ho toy ny an’ny tenany irery ihany, fa hihevitra azy koa ho toy ny …
→
-
2405
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Ny fananana vokatry ny asa –mivaingana na tsy mivaingana – toy ny tany na ny orinasa-taozavatra, ny fahaizana manokana na ny haikanto, dia mitaky ny fiahian’ny tompon’izy ireny mba hahasoa olona faran’izay …
→
-
2406
I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ny tena manokana
Zo sy adidin’ny mpifehy fanjakana ny mampifanitsy amin’ny soa iombonana, ny fampiasana ara-dalàna ny fahefana amin’ny zo ho tompom-pananana [4] .
→
-
2407
II. Ny fanajana ny olona sy ny fananan’izy ireo
Amin’ny lafiny fiharian-karena, ny fanajana ny fahamendrehan’ny olona dia mitaky ny fanatanterahana ny herim-panahy fahalalana onony , mba hampihenana ny firaiketam-po amin’ny haren’izao tontolo izao; ny herim-panahy fahamarinana , mba hiarovana ny …
→
-
2408
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Mandrara ny halatra ny didy fahafito, izany hoe ny fandrobàna sy ny fibodoana ny fananan’ny hafa manohitra ny sitrapo marin’ny tompon’ny fananana. Tsy halatra ny maka zavatr’olona raha toa ka marim-pototra ny …
→
-
2409
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Na inona na inona fomba akàna sy itanana tsy ara-drariny ny fananan’ny hafa, dia manohitra ny didy fahafito, na dia tsy mifanohitra amin’ny fepetra momba ny didy aman-dalàn’ny fanjakana aza. Tahaka ireto …
→
-
2410
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Tsy maintsy efaina ny fampanantenana natao , ary tsy maintsy tandremana amin’ny fomba hentitra ny fifanekena raha rariny ara-pitsipi-pitondran-tena ny antoka hanatanterahana azy. Miankina amin’ny soatoavin’ny fifanekena ifanaovan’ny olona tsirairay na ny …
→
-
2411
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Ny fifanekena dia ankatoavin’ny fahamarinana ara-pifanakalozana izay mandamina ny fifanakalozana eo amin’ny olona sy eo amin’ny fikambanana, ao anatin’ny fanajana marina ny zon’izy ireo. Manery amin’ ny fomba hentitra ny fahamarinana ara-pifanakalozana …
→
-
2412
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Noho ny fahamarinana ara-pifanakalozana, ny fanonerana ny tsy fahamarinana natao dia mitaky ny famerenana amin’ny tompony ny fananany nangalarina na nafenina : Noderain’i Jesoa i Zake noho ny antoka nolazainy : “Ny …
→
-
2413
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Ireo lalao an-tsapaka (lalao karatra, sns.) na ireo loka , raha amin’ny maha-lalao azy ireny fotsiny, dia tsy mifanohitra amin’ny fahamarinana. Manjary tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izy ireny raha manesotra eo amin’ny …
→
-
2414
Ny fanajana ny fananan’ny hafa
Raràn’ny didy fahafito ny asa na ny fiantohan-draharaha izay mitarika hanandevo olona , tsy hahatsapa ny hasina maha-olona azy ireo, hividy azy ireo, hivarotra azy ireo ary hanakalo azy ireo ho toy …
→
-
2415
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Mitaky fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary ny didy fahafito. Ny biby, ary koa ny zavamaniry sy ny zavatra tsy mananaina, dia natokana araka ny toetra voa-Janahary ho an’ny soa iombonan’ny olombelona …
→
-
2416
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Zavaboarin’Andriamanitra ny biby . Arovany amin’ny fiahiam-pitondrany izy ireny [12] . Amin’ny alalan’ny fisian’izy ireny fotsiny, dia misaotra Azy sy manome voninahitra Azy izy ireny [13] . Koa, tokony halemy fanahy amin’izy …
→
-
2417
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Nankinin’Andriamanitra amin’ny fiandraiketam-pitantanan’ilay izay nataony mitovy endrika Aminy ny biby [14] . Noho izany, ara-drariny ny ampiasana ny biby ho amin’ny fivelomana sy ny fanamboarana fitafiana. Mety ny mamolaka sy manatamana azy …
→
-
2418
Ny fanajana ny maha-izy manontolo ny zavaboary
Mifanohitra amin’ny hasina maha-olona ny mampijaly tsy amin’antony ny biby sy ny mamonomono foana azy ireny. Toy izany koa, tsy mety ny mandany vola be amin’izy ireny, izay ny tokony hampiasana azy …
→
-
2419
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
“Ny fanambaràna kristianina dia mitarika ny saina hahiratra kokoa amin’ ny lalàm-piainana ara-piaraha-monina” [15] . Raisin’ny Fiangonana avy amin’ ny Evanjely ny fahafenoam-panambaràna ny fahamarinan’ny olombelona. Rahefa manatontosa ny fanirahana azy hitory …
→
-
2420
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy
Maneho ny heviny ara-môraly momba ny fiharian-karena sy ny fiaraha-monina ny Fiangonana, “rahefa mitaky izany ny zo fototra maha-olona na ny famonjena ny olona” [16] . Eo amin’ny lafin’ny ara-toetram-pitondran-tena, dia fahefana …
→