Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2541 II. Ny fanirian’ny Fanahy Ny fitantanam-pamonjena momba ny lalàna sy ny fahasoavana no mampanalavitra ny fon’ny olombelona amin’ny fitsiriritan-karena sy ny fialonana ; izy no manoro lalana ny fon’ny olombelona haniry ilay Soa Ambony indrindra ; …
  2. 2542 II. Ny fanirian’ny Fanahy Ny lalàna nankinina tamin’i Israely dia tsy ampy na oviana na oviana, hanamarina an’ireo izay nankato izany ; vao mainka aza nanjary fitaovam-piasan’ny “fitsiriritana” ny lalàna [129] . Ny tsy fampirindràna eo …
  3. 2543 II. Ny fanirian’ny Fanahy “Ankehitriny, tsy amin’ny Lalàna, dia naseho ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra, izay nambaran’ny Lalàna sy ny Mpaminany, dia fahamarinana avy amin’Andriamanitra noho ny finoana an’i Jesoa-Kristy miantefa amin’izay rehetra mino” (Rôm 3,21-22). …
  4. 2544 III. Ny fahantran’ny fo Mandidy ireo mpianany i Jesoa ho tia Azy mihoatra noho ny zavatra rehetra sy ny olona rehetra, ary manome hevitra azy ireo hahafoy ny fananany rehetra [133] noho ny fitiavana Azy sy …
  5. 2545 III. Ny fahantran’ny fo Ny mpino rehetra an’i Kristy dia “hanitsy araka ny mety ny fankamamian’ izy ireo ny fampiasana ny zavatr’izao tontolo izao sy ny firaiketam-po amin’ny harena mifanohitra amin’ny toe-tsaim-pahantrana araka ny Evanjely, mba …
  6. 2546 III. Ny fahantran’ny fo “Sambatra ireo mahantra am-panahy” (Mt 5,3). Ny hasambarana notorin’i Kristy dia mampiseho ny lafin’ny fahafinaretana sy fahasoavana, fahatsarana sy fiadanana. Mankalaza ny hafalian’ireo mahantra i Jesoa, izay efa azy ireo ny Fanjakan’ny …
  7. 2547 III. Ny fahantran’ny fo Nalahelo an’ireo mpanankarena ny Tompo, satria ao anatin’ny fahabetsahan’ny fananana no ahitan’izy ireo ny fiononana amam-pahafaham-pon’izy ireo (Lk 6,24). “Ny olona miavona dia mikatsaka ny fahefan’ny tany, fa ny mahantra am-panahy kosa …
  8. 2548 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Ny faniriana ny fahasambarana tena izy no manafaka ny olombelona amin’ny firaiketam-po tafahoatra amin’ny haren’ity tany ity, mba ho tanteraka ao anatin’ny fahitana sy hasambaran’Andriamanitra izany. “Mihoatra ny hasambarana rehetra ny fampanantenana …
  9. 2549 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Ny mitolona sisa no anjaran’ny vahoaka masina, omban’ny fahasoavana avy any ambony, mba hahazoana ny soa rehetra izay ampanantenain’ Andriamanitra. Mba hahazoana sy hibanjinana an’Andriamanitra, ireo mpinon’i Kristy dia mamolaka ny fitsiriritan’izy …
  10. 2550 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Eny an-dalan’izany fahalavorariana izany, ny Fanahy sy ny Ampakarina dia miantso izay mandre azy ireo [142] ho amin’ny fiombonana lavorary miaraka amin’Andriamanitra : Any no hisy ny voninahitra tena izy ; tsy …
  11. 2551 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” “ Izay misy ny harenao no hisy ny fonao ” (Mt 6,21).
  12. 2552 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Ny fitsiriritan-karena tsy voafehy, ateraky ny firehetam-po tafahoatra amin’ny harena sy ny heriny, no raràn’ny didy fahafolo.
  13. 2553 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Ny fialonana dia alahelo mampijaly manoloana ny fananan’ny hafa sy faniriana tsy voafehy hakana izany ho an’ny tena. Kilema fototra izany.
  14. 2554 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Ny vita batemy dia miady hanohitra ny fialonana amin’ny alalan’ny fahalemem-panahy, ny fanetren-tena ary ny fifefena amin’ny fitahian Andriamanitra.
  15. 2555 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Ireo mpinon’i Kristy dia “ namàntsika ny nofony mbamin’ny faniriany amam-pilan-dratsiny tamin’ny Hazofijaliana ” (Gal 5,24) ; tarihin’ny Fanahy izy ireo ary manaraka ny fanirian’ny Fanahy.
  16. 2556 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” .Ilaina mba hidirana any amin’ny Fanjakan’ny Lanitra ny tsy firaiketam-po amin’ny harena. “ Sambatra ireo mahantra am-panahy ”.
  17. 2557 IV. “Te hahita an’Andriamanitra aho” Hoy ny olon’ny faniriana hoe : “ Te hahita an’Andriamanitra aho ”. Ny ranon’ny fiainana mandrakizay no manafaka ny hetaheta an’ Andriamanitra [144] . * * * * * * * * …
  18. 2558 Ny fivavahana eo amin’ny fiainana kristianina “Lehibe ny misterin’ny finoana”. Ambaran’ny Fiangonana ao amin’ny Sembolin’ny apôstôly izany ( fizarana voalohany ) ary ankalazainy amin’ny litorzian’ny sakramenta ( fizarana faharoa ), mba hifanaraka amin’i Kristy ao amin’ny Fanahy Masina, …
  19. 2559 Fanomezan’Andriamanitra ny fivavahana “Ny fivavahana dia fanandratana ny fanahy ho amin’Andriamanitra na fangatahana amin’Andriamanitra ny soa sy ny tsara sahaza” [2] . Avy amin’ny inona no itenenantsika rahefa mivavaka ? Avy amin’ny haavon’ny fiavonavonantsika sy …
  20. 2560 Fanomezan’Andriamanitra ny fivavahana “Raha mba fantatrao ny fanomezan’Andriamanitra!” (Jo 4,10). Teo indrindra no niseho ny zava-mahagaga amin’ny fivavahana, teo amoron’ny fantsakana izay hahatongavantsika mba hitady ny ranontsika : eo i Kristy no mihaona amin’ny olombelona …